Efatra amby dimampolo

Efatra amby dimampolo

Efatra amby dimampolo izao ny taona izay niainakoEfa zokinjokiny ihany raha ny toetra sy fisainakoTsy afaka hiteny intsony hoe izaho anie mbola tanoraSatria manomboka mandeha sy mizotra moramoraMihamanantona ny farany, ho lasa vovoky ny tanyFa mbola velona aho aloha dia mifaly androany Faly tamin'ny efa vita sy amin'izay mbola kasainaNy fiainako anio dia isaorako Ilay … Continuer à lire Efatra amby dimampolo

Indraindray

Indraindray

Asa ianao raha toa ahy, f'indraindray aho mahatsiaroTe hitokatoka-monina, te hiala amin'ny maroMila toerana milamina, mitady faritra manginaMampifalifaly saina, sy mitondra fitoniana Tsy te haheno tabataba, leo korontana ihany koaMankafy zava-boary, manadio ny ao am-poTsy te handre ilay finday, izay maneno tsisy faranyFeom-borona no reko, na dia tsy haiko izay ambarany Tsy adala aho akory, … Continuer à lire Indraindray

Mpitondra fivavahana

Mpitondra fivavahana

Mpitondra fivavahana

Ny reny

Ny reny

Ny renintsika tany aloha,dia nahay nanasoa,sy nikolokolo ny tao an-tokatranoReny mpitaiza sy mpitantara anganoReny nipasoka sy nahandro varyNikarakara vady ho salama tsy hararyNanome fitia sy nanabe ny zananyHavanana amin'ny zaitra sy ny asatananyNanaja andefimandry sy nandefitra ihany koaMahatehidera ny reny tany aloha Niova moa ny fiainana nony aty aorianaBetsaka ny reny mandao ny fandriana,fa mifoha … Continuer à lire Ny reny

Raha maty ianao anio

Raha maty ianao anio

Raha maty ianao anio,dia izao no tadidioTsy tapitra eo akory ny zavatra rehetrafa ny anao kosa vita hatreo ny fetraAlevina ianao dia hisy hitomanyHisy ny hisaona fa vetivety ihanyManohy ny asany daholo koa ny olona,satria mitohy ny tolonaTolona amin'ny fiainana ho an'ny mbola velonaIzay ilay olombelona Ianao no lasa vovokaTsy afaka intsony handeha hanovokovoka,hoe hiasa … Continuer à lire Raha maty ianao anio

Mialona azy ianao

Mialona azy ianao

Mialona azy ianao,satria tsy vitanao ny ezak'izay vitany?Satria tsy hitanao ny tany efa hitany?Maniry loatra ianao te hitovy aminy?Dia ilay fiainanao no lasa tsisy maminy Mialona azy ianao,satria izay nokasainy, tena novitainy?Azony ihany koa izay zavatra nilainy?Toa satrinao hahita azy hijanona ho ambany?Dia ny fonao no harary amin'izany Mialona azy ianao,satria ny fiainany toa misy … Continuer à lire Mialona azy ianao

Vavy sa lahy?

Vavy sa lahy?

Misy olombelona tsy fantatrao intsonyToy ny vehivavy nefa bandy ry leronyAtao hoe lehilahy nefa toa manalasalaNy ao anatiny ao moa tsisy mahalala Ny fihetsiny moa dia vavivavy toetraNefa toy ny lahy ny vatany rehetraFanina ny maro f'inona ary ity?Atao "ialahy" ve, sa atao hoe "ndry"? Betsaka izy ireo fa tsy iray na roaLasa lamaody ve … Continuer à lire Vavy sa lahy?

Madio fo

Madio fo

Sambatra ny olona izay madio foTia ny ray sy reniny sy iray tampoTsy mihatsaravelatsihy,na modimody tia,fa tena mankamamy ny fifankatiavanaAkaikin'ny fon'ny namana sy havana Ny madio fo dia tsy misy fialonanaMiezaka hatrany amin'ny fiombonanaTsy tia miadiady,indrindra tsy mampiady,fa olona tsotra mandala fihavananaSady tia miantra tsy manosibohotanana Tsara saina izy sady liam-pivoaranaMahay mifaly sy mahita fahasambaranaamin'ny … Continuer à lire Madio fo

Miarahaba

Miarahaba

Miarahaba anao,nahatratra indray izato taona vaovao.Dia mirary soamba ho tanteraka avokoaizay rehetra faniriana.Mba ho feno fifaliana anieny andronao rehetra,ary koa tsy hanam-petrany fanomezam-pahasoavana avy amin'Ilay NaharyIndrindra ho salama tsy harary Ho ambinina ianaoamin'izay rehetra ataoHitombo koa ny harenaka hanan'amby mba homenaireo sahirana tsy manana.Hanjaka anie ny fiadananaeo anivon'ny ankohonana,sady ho feno fiombonana.Fiainana toy izanyno iriko … Continuer à lire Miarahaba

Hifarana

Hifarana

Andriamanitra o, hifarana ny taonaIzaho tsy mitsahatra misaotra Anao foanasatria dia betsaka ny zava-nokinasa,na tamin'ny ankohonako na tamin'ny orinasano tontosa soamantsaraNa nisy aza krizy teto Madagasikara. Misaotra indrindra noho ny fahasalamanaIsaraoko ihany koa ny amin'ny fahalalànasy fahaizana kely mba hitako nitomboAry ifonako izay mety ho romborombona adiady kely nisy indraindraysatria dia nofo sy rà ihany … Continuer à lire Hifarana